media.bandthewest
» » Nono - Ny Alaheloko Anao / Alina

Nono - Ny Alaheloko Anao / Alina flac album

Nono  - Ny Alaheloko Anao / Alina flac album
  • Performer Nono
  • Title Ny Alaheloko Anao / Alina
  • Other formats WMA AC3 MP4 ASF TTA MP1 MIDI
  • Genre World & Folk & Country
  • Size MP3 1969 mb
  • Size FLAC 1933 mb
  • Rating: 4.8
  • Votes: 861

Alina mangina no hoetiko mba manonofy analako ny hetahetako Ny alina mangina no hisedraiko ny alaheloko ny atoandro lasa teo Dia mbola ny alina mangina no manasitrana ilay feriko hany ka tsy mety leo Ny alina mangina no mitondra ny fisainako Ny alina mangina no ibanjinako ny fiainako Amin'ny alina mangina no hany hitarainako Ny alina mangina no hany mampitony ny atezerako. sy ny fanaitainako Any izaho no mitomany mba tsy ho itanao soritra ireo izay alaeloko rehefa iny ka banjininao ny tavako Dia mbola ambarako eto ihany fa ny alina mangina no ikoloko ny fitiavako.

A Ny Alaheloko Anao 3:13.

Ny alaheloko anao Lyrics. Ny orana mikija no injao. Toa mitanisa zava-maro. Tsy namela tsy hahatsiaro. Toa ranomaso mikoriana. No mameno izany tavako. Toa hahamaloka indray. Tsy ampy ve ny fijaliana.

Chords for SunnyLiveMusic - "Ny Alaheloko Anao" by Nono Rakotondrainibe, Hervé & Acelino (Rehearsal in Paris). Play along with guitar, ukulele, or piano with interactive chords and diagrams. Includes transpose, capo hints, changing speed and much more. Loading the chords for 'SunnyLiveMusic - "Ny Alaheloko Anao" by Nono Rakotondrainibe, Hervé & Acelino (Rehearsal in Paris)'.

Ny nahatonga anao hamaly am-pifaliana. Ny teny izay nataok. anjo tao am-po. Dia samy efa tia ! F’izay vao tena tia! Kisendrasendra angamba ilay ianao natahotra. Ka nadray ny tànako ho vahatra ifaharana. Kisendrasendra angamba izaho ’lay vahobahotra. Nahita fahasambarana. No nitondran’ny nofiko ahy hanoloana anao rahavako. Nasehony ahy teo ianao ho tsinapa sy fihinina. Hanaparako fijery mbola mandon’ny fitiavako. Tsisy teny re akory: gina, sina ny tontolo. Afa-tsy ny tsikinao malefadefaka fiantefa. Nanala tahotra ny foko sy namelombelom-bolo. Ilay fitiavako efa resy, folaka nirefarefa.

Tracklist

A Ny Alaheloko Anao 3:13
B Alina 3:33

Barcode and Other Identifiers

  • Rights Society: FIMMEMA