Ny Railovy - Fitiavakao Anao, Hadinoy Ny Fitiavakao. Discomad, Ny Railovy. Beaver Harris - African Drums (Album).
Ref: Na maro ny tsara. fa ano tiako Na maro ny tsara. Ankilanao akeo za tsy maintsy ravoravo Matsapa millionaire na kikina efa mavo Tsisy ano za magneky fao lavo Iangaviako aro fitiavako zahavo Fa ny aminahy amiako ano(x2) jiaby Fao tiako ano(x2) viavy Hajaiko(x2) baby!
Loading the chords for 'Ny Railovy - Hadinoy ny fitiavako (Randriamahatana Jérôme)'. Fanjandranomasina - Taom-baovaon'ny tafasaraka (Fanjandranomasina). Les Nanahary - Nandao (Ny Nanahary) 466-162. Ny Nanahary - Mamindra fo amiko (Erry Noro).
Ny hanagna anao raha niriako ô, Hiankany aminao tsy hataoko, Volàgna raha tianao fa amiako ô. Marary aminao hitaraignako o! Miaraka aminao zaho mahery . Zagnahariko anambo, magnantona tsara. Laginy milefa mandala andra tsara. Anao koa tiako ô, Ny hanagna anao raha niriko, Havandy aminao tsy hataoko ô, Anao zaraiky fo tiako. Zay tany omboanao harehako, Managna anao zaho mitreky. Toro tegna tsy ary magnano matesa.
You have made the following selection in the MAPS. You can download MAPS. ME for your Android or iOS mobile device and get directions to the restaurant Restaurant Ny Railovy or to the places that are closest to you: La Cafet'; Marco Pizza
Fihirana Vaovao p. "515. Ry Kristy ô, misaotra anao, Midera anao izahay: Ny fiainanao, iainanay Ho mandrakizay. 1 Fantatray fa miasa ianao, Manomana izao tontolo izao vaovao. Ny asanay atolotray: Miara-miasa aminao izahay. indroa) 2 Ianao mivavaka, Manomana izao tontolo izao vaovao. Ny vavakay atolotray: Miara-mivavaka aminao izahay. indroa) 3 Ny tenin'ny Ray no sitrakao, Manomana izao tontolo izao vaovao. Ny teninao no sitrakay: Iray safidy aminao izahay. indroa) 4 Manome aina ianao, Manomana izao tontolo izao vaovao. Ny ainay no atolotray: Miara-mijaly aminao izahay